4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga ho anao jesoa - HANITRA NENTIN-DRAZANA

O! mifalia

Tonga ho ahy Jesoa

O! mihobia

Tonga ho anao Jesoa

’Ndeha ambarao

Tonga ho ahy Jesoa

Ankalazao

Tonga ho anao Jesoa

Ny anarany

Tonga ho ahy Jesoa

Ny lazany

Tonga ho anao Jesoa

Ireo asany

Tonga ho ahy Jesoa

Ny voninahiny

Tonga ho anao Jesoa



Ref:Ankalazao,derao,derao

    F’indro tonga ety,ilay Mesia

    O!mifalia,sy mihobia

    F’efa tonga izao,Jesoa ho anao



Raha sarotra

Tonga ho ahy Jesoa

Ny lalanao

Tonga ho anao Jesoa

Aza matahotra

Tonga ho ahy Jesoa

Izy momba anao

Tonga ho anao Jesoa

Lalan-davitra anie

Tonga ho ahy Jesoa

No miandry antsika ety

Tonga ho anao Jesoa

Avia faingana re

Tonga ho ahy Jesoa

Miandry anao Kristy

Tonga ho anao Jesoa



                  RAKAZY

      Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA

      FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO

Partager tonga ho anao jesoa

Commenter tonga ho anao jesoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HANITRA NENTIN-DRAZANA

Suite