4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sangodimpanina - Romule

Sarompanina ny foko te-hanidina

Sady antsoin’ny fiainanao hanodidina

Ranomody misy dobo lalin’ny fitia

Ao ireo voahirana andranomaria



Roboka aho ka nilatsaka hioty e!

Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty

Kanjo indrisy re ranomody e! no namery

Lentika aho resin’alona mahery



Iza no hisintona ahy

Mba hiverina eny himorona

Ary hanome ho ahy

Elatry ny vorona

Hikopahiko

Zara afaka amin’izay

Hanatra ho ahy

Izany andro fahizay

Sangodimpanina e! ny fitia

Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!




Partager sangodimpanina

Commenter sangodimpanina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Romule

Suite