4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fahatsiarovana - Romule

Ho fahatsiarovako anao no ivetsoako toa izao

Ka n’aiza misy anao, aoka tsy hohadinonao

Fa ny foko izay efa tia

Mandra-maty tsy miova ho doria



Aoka tsy holotoina ny dina izay efa vita

Fa andrao any aoriana hanody ny androntsika

Ny voady izay natao tsarovy ka mba hajao

Fa ny fitiavako anao tsy miova hatrizao

Partager fahatsiarovana

Commenter fahatsiarovana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Romule

Suite