4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Handao anao - Romule

Tonga izao ny ora handaozako anao

Veloma sy masina re izao

’Zany tenako no handao anao

Tsy ho ela dia hihaona indray



Izaho tsy hanadino na aiza misy anao

Na lavitra na akaiky izaho tsy hanadino

Amin’ny andro hiverenako aminao

Ho faly ny fo fa tafaray



Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao

Ny fitiavako anao ho doria

Eny mandra-maty tsy miova sanatria

Ho anao doria ka matokia


Partager handao anao

Commenter handao anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Romule

Suite