4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamiko loatra - Romule

MAMIKO LOATRA



Ireo andro fahiny nokolokoloiko

Dia androm-pitiavana mamin’ny foko

Kanefa izy ireny miserana ihany

Fa mbola ho tsaroana indray andro any

Ilay andro nivoadivoadiana fahiny

Mamiko loatra e

Raha toa ka tsiahivina ankehitriny



Ilay takariva nitositosina

Mamiko ireny

Ireo sangisangy nitambatra ho dina

Mamiko ireny

Ilay teny mamy nifanaovantsika

Mamiko izany

Satriko raha toa ka hitohy hatrany

Mamiko izany





ROMULE (1966)

Partager mamiko loatra

Commenter mamiko loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Romule

Suite