4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay ranao soa - FEFI

Tsaroako izao ny tananao mitsotra te-hisakambina ahy

maloto anefa raha izaho nefa tsy mangahiahy

Mpamindra fo tokoa ianao matoa ity izaho mbola toy izao

Mangoraka ny ao am-poko ao , ity aho, raiso aho ho

anao



Izay ela izay variana tokoa nikaroka izay mahafa-po

indrisy anefa tsy mahasoa, izay hita toa mora lo

Endrey tsaroako ny teninao tsy afaka ao am-poko ao

ny ondriko dia fantatro hatramin’ny feony



Natsanganao ho zanakao izaho izay mahantra ity

handova izany lapanao izay efa vonona ary

mba mendrika izany moa ity izaho izay mahantra ity?

ny inoako anefa ilay ranao soa no hanadio hanavao

Partager ilay ranao soa

Commenter ilay ranao soa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite