4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ray o ! misaotra - FEFI



Ry Tompoko sy Andriamanitro Ianao no asandratro Ary hanandratako

Izany fanahiko, Noho Ianao namaly vavaka ahy, Sy namelona indray ity reraka am-panahy



Fiv :

Atao ahoana ! ? Ry Tompo atao ahoana e ! ?

Ny hisaotra Anao ! ? Ny hisaotra Anao

Tsy ampy foana. Tena tsy ampy foana e !

Ny andro hi … Ny andro hiderako Anao ! !

Te hiantso aho. Te hiantsoantso aho

Hikiaka hoe … Te hikiaka hoe : " Ray ô ! Misaotra e ! "

Ray ô, Ray ô misaotre ! Misaotra Anao ! ! Ray ô ! Misaotra Anao



Ny aretiko izay nandazo ahy, Nanasitrana ahy Ianao, Ary koa nanafaka ahy

Tamin’izany Ianao, Ny fatotra izay nangeja ahy Ankehitriny novahanao, Tena afaka aho izao


Partager ray o ! misaotra

Commenter ray o ! misaotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite