4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay masina - FEFI

1 – Izao tontolo izao miondrika eo aminao

Fa Masina Masina ianao Tomponay

2 – Ny lanitrao tsy mba omby tokoa

Ny voninahitrao aiza ity taniko

3 – Ny anjelinao ao toa tsy ampy Anao

Nidina ianao tamizay ho ety aminay

4 – Ravoravo tokoa aho fa mba novangianao

Mitoera ao am-poko Ianao anjakao aho izao

Partager ilay masina

Commenter ilay masina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite