4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Foiko - FEFI

Indro ny tenako, ny amiko

Atolotro Anao ka

raiso re raha sitrakao Ray o!

Indro ny fiainako, ny heriko

Sy izay rehetra amiko

Omeko anao avokoa



Ref: Ny amiko manontolo

Foiko ho Anao avokoa

Sy izay rehetra sitrakao

Omeko Anao tokoa

Raha misy koa izay rehetra

Fananako ety

Atolotro eo an-tananao

Ry Ray masina Tsitoha o!

Ireo enta-mavesatra izay tsy zaka

Omeo azy avokoa dia ho hitanao ny aminy tokoa



Inona ary moa no tsy ho vita

Raha eo an-tananao Ray ny amiko avokoa



Ny amiko manontolo

sns....Ref

Partager foiko

Commenter foiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite