4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy izay rehetra mivavaka - FEFI

1.Tsy izay rehetra mivavaka dia olo-marina

Tsy izay rehetra manao soa dia tsy maintsy akarina

F’’izay rehetra mandray an’i Jesosy ao am-po

No hiditra ao amin’ny lova tsy ho lo



Ref:Maro ireo ratsy fanahy izay maningatsingana

Tsarovy f’ireny dia haringana

Koa apetraho amin’TOmpo ary ny fiainanao

F’izy no hiaro sy hambomba ny andronao

Moa va tsy zava-dehibe ireo fahoriana marobe

Nozakainy hisolo ny helokao

Havaozy ary indray izao ny dina sy voadinao

F’izany no takiany amina



2. Tsy izay rehetra manao hoe tompo, tompoko

No hiditra ao amin’ny fankakan’Andriamanitra

F’izay rehetra manaiky hanao ny sitrapon’ny Ray

No hanana fiainana mandrakizay



A/C: Sacha Ratianarivoson

Partager tsy izay rehetra mivavaka

Commenter tsy izay rehetra mivavaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite