4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy mbola nisy... - FEFI

1- Tsy mbola nisy hafaliana toy izao hatram’izay

    Nanompoanay an’i Jesosy Tomponay

    Notantanany tamin’ny tànany

    Nosakambininy tamin’ny sandriny



    Réf.    Notinafy hery mba ho manompony

               Endrey fa nandresy nifanesisesy fa tsy resy

               Raha nanatrika ny fahavalo

       Mihoatra ny mpandresy izay miaraka aminy

       Tsy manana izany hoe ahiahy fa mahatoky Azy

              ’Zahay izao dia mino fa Jesosy no

              Nanafaka ireo izay solafaka

              Sy ireo latsaka t’anaty lavaka... Haleloia.!



2- Tsy mbola nisy lalàna na fahefàna

    Nanaronana ireo fahagagàna

    Maro no torotoro fo ka tena niova tokoa

    Ka nanolo-tena nanaradia an’i Jeso soa



          Réf.    Notinafy hery...



                          Pasteur Sacha.

                  NEPM-FPVM  LA REUNION

         Fanevan’ny  faha 20 taonan’ny FEFI

                            "1988-2008"




Partager tsy mbola nisy...

Commenter tsy mbola nisy...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite