4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny miankina aminao - FEFI

1. Indro apetraka aminao

Ny fiainan-janakao

Tsy mba manana safidy Tompo o!

Fa maniry indrindra anao

Maro ny ady atrehinay

’Zay tsy maintsy hosedrainay

Mbola nofo ka malemy Tompo o!

Ka tafio ny herinao





Ref: Fa raha izao fiainana izao

No tsy miankina aminao

Dia ho zava-poana ihany Tompo o!

Feno sento sy tomany

Mbola ho levona avokoa

Zao rehetra hita izao

Fa ny zava-tsy ho lo ry Tompo o!

Ny miankina aminao





2. Taminao dia taminao

No nahitam-pamonjena

Sitra-po tsy noterena Tompo o!

Ny avotr’aina vitanao

Raha ny ota izay natao

Tsisy miafina aminao

Fa ny fahasoavanao ry Tompo o!

No nahatoy izao ahy

Partager ny miankina aminao

Commenter ny miankina aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite