4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny baiboly - FEFI



Fiv. Aza mba ataonao

Ho fandaniana andro mihitsy

Na indrindra koa

Aza heverina ho fialam-boly

Fa natao hitarika

Amin’ny lalana mahitsy

‘Reo teny rehetra

Voarakitra ao amin’ny Baiboly

1 – Raha mandinidinka

‘Zay voalaza ao ianao

Dia angataho mafy aloha

Ny fanahin’ny Tsitoha

Fa ho ren’ny tenanao

Ny fiovan’ny fiainanao

Ka Jesosy no velona ao

Fa tsy mba ianao

2 – Raha misy ilaina

Dia aza miasa saina

Atrakao izany loha

Ka jereo ilay Tsitoha

Angataho izay tianao

Fa homeny tsotra izao

Raha fantany tokoa

Fa mahasoa

Partager ny baiboly

Commenter ny baiboly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite