4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny andro rehetra - FEFI



1 – Ny andro rehetra omenao anay

Ry Andriamanitra Ray Tsitoha

Hankalazana sy ho fanajana ny anaranao avokoa

Koa ny asa rehetra tsy tanterakay

Satria moa izahay tsy nifoha

Indro fa honeranay tokoa tokoa

2 – Izay ela izay tokoa izahay Ray no nitady anao fatratra

Satria tsapanay fa ny andrompiainanay dia tsy mba maharitra

Koa tantanonao ary koa mba vimbino izay rehetra rehetra aleha

Fiv. Raha mbola miaina dia tolory saina

Raha mandeha irery aza avela ho very

Raha tojo manjo re tafio hery lehibe

N’inona hitranga ianao tsy ho banga

Partager ny andro rehetra

Commenter ny andro rehetra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite