4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny efitrao - Erick Manana

Manitra fitiavana  

Ny efitrao ry vony ô

Milamina tsara voaravaka

Vao miditra aho dia tony ô

Mitory fahasambarana

Mitory fiadanana

Lalovako matetika

Fa maha-te honina



Satriko tratra alina

Ka ny hefitrao ry vony ô

Masoandro mahazo mivarina

F’izaho tsy maha-hody intsony ô

Ny hazo na ny hanitra

Tontolo iainana

Fa raha mba ny foko onenanao

Ho Tapitra ny olana



Erick Manana sy Bodo

Partager ny efitrao

Commenter ny efitrao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick Manana

Suite