4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampazahoy - Erick manana

Ampahazahoy ilay orokao matsiro
Fa ny foko mitady hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka

Tany mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay

Ampahazahoy ilay safonao mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho fa ho tsarovako

Partager ampazahoy

Commenter ampazahoy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick manana

Suite