4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bitika - Erick manana


Bitika e mbola bitika ianao zandry
Ho mando lava fa miloloha lanitra
Mandia tany ka tsy maintsy ho potraka
Soava re mbola lavitr'ezaka

Ny lalana miandry anao ka sarotra
Fa rako-tsilo marani-doha sy fandrika
Tsy hialana zavona matevim-be
Diniho tsara izay asianao tongotra

Be ireo maramara sy vandabandana
Miandry kendry tohana an-kodomirana

Tomany handeha ianao ka veloma
Ilay reny nibaby tsy nahaloham-peo
Tomany ny fony
Ilay ray nampitafy mitanondri-doha
Tsy mety mitony
Ianao lahy tokana ity no handeha
Tsy hoa tazany intsony.

Partager bitika

Commenter bitika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick manana

Suite