4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza ariana ny lambanao - Erick Manana

Aiza ho aiza ry ’nao irony latsintanantsika fahiny ?

Aiza ho aiza amin’izao fa toa natakalonao dihy vahiny

Zavatr’olona ery no hi-zestiavanao ety imasony a

Ny an’ny tena indray no lazainao maha-menatra

Aoka re ! aoka re ! Aoka



Ref. : Aza ariana ny lambanao

fa tena sarobidy loatra tsy voavidim-bola misy hasiny a

Aza ariana maha-gasy anao

fa zanaky Gasikara tsy mba mifarirotra raha fampitaha



Aiza ho aiza ry nao no mety ahitako voanjobory lena ?

Aiza ho aiza amin’izao no misy manendinendy taovan-kena

Fa matsatsobe re ny laoka aty

Pâte, steak, Bigbig mac, maty aho vavoniko iny !

Aoka re ! aoka re ! Aoka



Ref. : ...


Partager aza ariana ny lambanao

Commenter aza ariana ny lambanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick Manana

Suite