4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Satria lalaonao - Mirado

dia nampitomanianao mihintsy aho vao navelanao handre ny ao am-ponao.rahampitso lavanao tena leo aho,'zay no nidongiko dieny anio ny hitoerako am-ponao.fa mody niodikodinanao satria lalaonao.sanatria ny hoe mila valiny aho raha mihazona ny tananao,tsy menatry ny mitalao na ny hangaina,tsy manahy na hiptraptra eo.fa hainao ny handresy ahy ka dia resy aho.niherika aho nijery ny andro lasa,ny sangy sy fanaonao teny amin'ny hafa dia mitanondrika aho,kanefa,ny topi-masonao mijery taratry ny ao am-po tsy mihery ooh..hay niavosa fa naaonao kilalao ooh ento aho vao nanomboka nitsiky anao dia,nipararetra foana teo aho dia namihina anao toy ny adala e ooh aza tsiny,fa n'iza n'iza tsisy hanaisotra ny hafaliako,lalim-paa ao anaty,te hitroatra tafaotra...mino aho f'ianao 'lay tokako no tiako,f'izay noheveriko ho tratry ny heriko 'zay no faniriako ooh,na ny ato am-poko na ny ato an-tsaiko na ny ato anotiko dia tapitra aminao manontolo.ooh ouh ooh. dia nampitomanianao mihintsy aho ooh..vao navelanao handre ny ao am-ponao ouh

Partager satria lalaonao

Commenter satria lalaonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite