4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ataovy hoe... - Mirado

mba omeo aho fitiavana,fa omeko nao ny am-poko ao.
mba valio aho fa miantso anao.mba hitodio kely anie aho raha mijery anao.
aza avela hangaina fa mba valio aho.herim-po very maina ny ahy raha tsisy anao....

ref:ataovy hoe yeuh,yeuh.yeuh,yeuh.yeuh,yeuh.yeuh,yeuh.
izao sy anao no miara-milalao.
ataovy hoe.........................................
izao sy anareo no miara-mampiara-peo.

ny tsara indrindra,avy amiko no atosako anao,tsisy ambiny.
izao aty,ianao ary.izao mihira,ianao mandihy.
aza avela hangaina fa mba valio aho.herim-po very maina ny ahy raha tsisy anao.

ref:
........................................................................................................................

YEUH!!!!!!!!!!

Partager ataovy hoe...

Commenter ataovy hoe...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite