4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hijery anao - Ambondrona

Naleoko indray niantso ihany
Toy izay hanapoka anao
Kanefa raha izaho mantsy no to anilanao
Hiandry hatrany aho
Sao dia izay no mba hahazoako anao
Mafy ihany izany tia nefa tsy anjara
Tiako ho fantatrao
Ny amiko efa mazava ho lazaiko aminao
Fa ny ao am-poko ao tiako ho tsapanao
Ho avy ao hijery anao ka mba raiso aho
Fahitako anao ihany dia efa ampy hanasitrana ahy

Partager hijery anao

Commenter hijery anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite