4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eo anilanao - Mirado

ref:eo anilanao Raiko no tiako hitoerana.(2fois)
eo anilanao notiako hisy ahy.(2fois)
inona moa no atahotra ahy,raha ianao no manda fiarovako?
inona moa no ahaory ahy,raha ianao no itokiako?
izay rehetra hiriko,azoko avokoa,raha aminao no angatahiko.
nefa nanihy aho,nanonta aho.tsy nanao ny sitrakao!izay no
nasetriko ny fitiavanao ahy.menatra ahoeto anoloanao tsy mahay misaotra anao.Tompo o!mifona Aminao aho!
ref:eo anilanao.......................
inona moa,Jesoa o,no tokony hataoko mba ahafa-po
sy ahafaly Anao?
mino aho Tompa o,fa ny didinao no tokony ho tanterahiko.
izay rehetra sitrakao atao avokoa,fa aminao no fahamarinana.nefa nanihy aho,nanonta aho.tsy nanao ny sitrakao!izay no nasetriko ny fitiavanao ahy.menatra aho eto anolohanao!Tompo o!mifona Aminao!

Partager eo anilanao

Commenter eo anilanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite