4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa ny fitiavako - Mirado

Ny alaviran-tany
Mamela ny eritreritro any
Mampitady ahy anao

Fa na dia eo aza izany
Anova ny fiainako
Tsy hisakana ahy ny hilaza
Fa ny fitiavako...

Dia efa lasanao
Tsy ho voaova intsony
Na dia fantatro aza ianao
Fianao efa lasan'ny fony

Ny fiainako toa hafa
Toa manjombon-dava
Noho ianao




Partager fa ny fitiavako

Commenter fa ny fitiavako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite