4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba hiaraka - Mirado

ilay famindranao iny
toa namptsiky ahy,nampisento ahy
ilay fijerinao ahy
toa nampalemy ahy tsy tafihetsika aho
toa lavo aho,resinao aho ka avelao izao:
ref:mba hamihina anao,hanoroka anao.
ka andao tsika roa mba hiaraka
mba ho akaikinao,hiarovako anao
fa tiako ianao ndao hiaraka
ilay fitiavanao ahy
toa vao maika miampy
mila tambitamby
ilay nataonao ahy toa na,
toa nmpijaly ahy,nanarary ahy
toa lavo aho,rasinao aho ka avelao izao:
ref:.....................................
dia izay ihany,no tiako ambara aminao
ref:.....................................

Partager mba hiaraka

Commenter mba hiaraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite