4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa - MIRADO

Lasa tsy naharitra aho mba izaha ilay hasambarana any ambadika any ho any,ny veloma narahinao tomany tsy mety ho adinoina hatrany anatiko any,toa tsy ho aiko ny anao veloma anao andao ireto masonao manganoano.
Tsy natsiaro vizana aho raha nioty ilay vonikazonao any an_tany lavitra any,fa ny mody ny ho eo anilanao no any fanafody hamalifaly anao ,maik ery aho ny hamakivaky irony alina mangina feno fahoriana.
Haizina sy horana nagena,hirifiry solafaka eny,ny fanala nitsilo ahy aza very,tselatra no jiron'dalako.
Nefa izany fiaretako izany ,nafeniko any tsy ho fantatrao,na ireo izay nikiky nandratra ka miafina mangina ao antiko aho.
TONGA

Partager lasa

Commenter lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIRADO

Suite