4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andao hifety aty - Mirado

ref:ya!ya!hey!yo!
andao hifety aty o;
hihira sy handihy o;
avia malakia o!

miainga izao fety izao,
fety sady kilalao,
ndao,aiza ianao?

ny entana manontolo,
efa vonona daholo,
ndao,miandry anano.

tsy misy kamokamo;
na malaindaina;
tsy misy miala eo raha tsy maraina.

tsy ahatsiaro vizana,
na leo ianao;
fa kanto ny hira omeko anao
oh,ouh,ohh,yeuh,yeuh,yeuh,yeuh!

atanjao ny fe sy sandry,
fa ny tsinjaka no miandry,
ndao aiza ianao?

manantona ka jereo
dia andao ampiara-peo,
nda,miandry anao.

aza misalasala,
na menamenatra
fa hafanafana ny sehatra.

ny angovon'ny mozika
sy ny hirantsika,
tsy hamela antsika ho hangatsiaka.
oh,ouh.ohh,yeuh,yeuh,yeuh,yeuh!

Partager andao hifety aty

Commenter andao hifety aty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite