4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fifandeferana - Mirado

mahagaga ihanyny fiainana eto an-tany
mahagaga ihany fa tsy mety ho foana ny fifandrafiana:
ho foana ny korontana,hatramin'ny goavana sy madinika indrindra.

hovay indray izay tsy nety taloha,nampisy ny ady sy fifanolanana,izay tsy mahasoa no tsy tsara ihany koa.

ref:
kanefa ilaina indrindra amin'zay
hananan'ny tsirairay,ao amin'ny tsirairay
NY FIFANDEFERANA

raha vao misy kely mahatoina ny fo.
raha vao misy kely azo iadina,ny azo atao aza ny handamina izany,tsy mety fa miitatra ihany.

ref:
...............................................

Partager fifandeferana

Commenter fifandeferana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite