4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hifonako - Mirado

raha malahelo ianao,ny ranomaso fafao.
hifonako ireo adisoako,izay tsy vokatrin'ny foko.
hifonako izany,nampisy tomany anao.
ireo efa vita hodiako tsy hita,
fa ianao ihany no ato an-do
inao no tiako sy fifaliako,
hifonako aminao ny adisoako.
ny fiainana tsisy anao,toa fiainana mankalao
aza avela izao,henoy inty foko mitalao.
hifonako ireny,ny foko no miteny anao
ireo efa vita.....................
..................................

Partager hifonako

Commenter hifonako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite