4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny ankohonana - Mirado

mamin-dada sy neny sy ny be mangaroa.
mamiko sady zanaka vahatrin'ny aina.
anjara sy aina nasilaka,naharafitr'izy ireo,satria
ny ankohanana mihorina soa finidy.

ny velon-dray mantsy miantahanta.
ny velon-dreny miangotingoty.
ary ny manan-joky mianta,ny manan-jandry miangola,dia miangola.

ny ray aman-dreny no lohasaha sy faka.
mijoro ho fototrireo solofo sy dimby.
ny nahary tsy toa,no ho vatolampy hanjaka,
ny anakohonana mihorina soa finidy.

hasina sy hery tsy mety very.
hanatra sy fitiavan-dray ny zanaka.
vitana tsara tefy tsy mety lefy,
ny kolokolon-ndreny manasoa ireo taranaka.

ny velon-dray mantsy miantahanta.
ny velon-dreny miangotingoty.
ary ny manan-joky mianta,ny manan-jandry miangola,dia miangola....

Partager ny ankohonana

Commenter ny ankohonana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite