4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako raha ianao - Lalatiana

Tiako raha ianao, satriko ho toa anao
Ny namako rehetra, tsotra sady tsara fo sy fanahy
Toetran'olona maro, no tiako ho toy ny ianao
Mahay mifalifaly, mahay mandefitra koa.

refrain:
Sainga indrisy, sarotra izany
Ka tsy ho haiko ny hanova azy ireo
Soa aho fa nisy, namako iray
tokana ianao(2)

Ny ahy ny tena tiako, mbola ho faniriako
Ny itiavana ahy, na ory na faly ny fiainako
Haniry izay iriako, hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho, tena ilay ataonao.

Partager tiako raha ianao

Commenter tiako raha ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite