4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy izaho sy ianao - ROLF

TSY IZAHO SY IANAO



V :
Any izay, olona, itempoan’ny foko
Tia ahy, tiako koa, ho mandrakizay

L :
Sao dia mba izaho, kia
Izany olona
Toa hahafinaritra ahy ny manao ny hasambaranao

V :
Tsy ianao, tsy izaho no handeha lalina lesy
Sanatria, hivadika, ny eritreritro

L :
Dia ho simba ve kia
Ilay fitiavanao
Izay tsapako ho ahy, tsy araky izay novinaniako

Fiv : V+ L :
Tsy izaho sy ianao, no hiaraka, hifankatia toa izany
Tsy izaho sy ianao, mpinamana, hatreo, no nitambarantsika hatrizay

L :
Mafy ho ahy no handà ny fitiavanao raha ho ahy
Ireo toetrako tsy zakanao, ovaiko izao dia izao

V :
Tsy ilaina izany lesy
Tena mety amiko ialahy
Fa niezaka ny ho tia azy aho
Satria ianao, efa namako tsy foiko hiova izany

Fiv

V+ L :
Mpianadahy, tena feno
Tsy afaka ny miova intsony
Tsy misy zavatra nafenina
Raha tsy ity fitiavana

ROLF

Partager tsy izaho sy ianao

Commenter tsy izaho sy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ROLF

Suite