4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa lasanao ny foko - ROLF

Ny nahitako anao

Voalohany tamin'izay

Nanahirana

Saro-takarina

Tsy hoe ratsy fanahy

Na miavona

Fa tiako hajaina sy arovana

Izaho nefa akia olombelona

Tsy ho mafy toy ny fitiavako anao



ref...Efa lasanao ny foko

Sy ny manodidina ahy

F'avelao aho hanana ny aiko

Toa ny hamelako anao ry tiako (2 fois)



Toa be ny tsy fitoviana,tsy fifanarahana

Tsika tsy ankizy na tsy matotra

Ny fahafahantsika tsinjovina

Tsy hijaly toy ny voafatotra



Ka za anie akia Olombelona

Tsy ho mafy toy ny fitiavako anao



ref......(2 fois)



Ny nahitako anao

Voalohany tamin'izay

Nanahirana

Saro-takarina

Tsy hoe ratsy fanahy

Na miavona

Fa tiako hajaina sy arovana



ref.....(2 fois)












Partager efa lasanao ny foko

Commenter efa lasanao ny foko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ROLF

Suite