4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa lasanao - Rolf

EFA LASANAO NY FOKO





Ny nahitàko anao voalohany tamin’izay
Nanahirana, saro-takarina
Tsy hoe ratsy fanahy na miavona
Fa tiako hajaina sy arovana

Izaho nefa aky olombelona
Tsy ho mafy toy ny fitiavako anao

Efa lasanao ny foko
Sy ny manodidina ahy
Fa avelao aho hanana ny ahy koa
Toy ny amelako anao, ry tiana

Hisy ny tsy fitoviana, tsy fifanarahana
Isika tsy ankizy na tsy matotra
Ny fahafahantsika tsinjovina
Mba tsy hijaly toy ny voafatotra

Izaho nefa aky ka olombelona
Tsy ho mafy toy ny fitiavako anao

Efa lasanao ny foko
Sy ny manodidina ahy
Fa avelao aho hanana ny ahy koa
Toy ny amelako anao, ry tiana






ROLF

Partager efa lasanao

Commenter efa lasanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rolf

Suite