4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Azafady - ROLF

AZAFADY





Mahatsiaro tena aho indraindray fa tena ratsy fanahy aminao
Azafady, tsy fanahiniako re, tsy sitrapoko re, tsy ataoko intsoy
Marary ny foko rehefa miady aminao izaho
Dia manjary lasa masiaka re, mitabataba re, manorisory

Azafady…………

Ataoko ahoana nefa rehefa tsy azonao izaho
Azady, tsy fanahiniako re, miala tsiny re, tsy ataoko intsony
Manahy mafy foana fa sao dia laozanao eo aho
Dia vao mainka mikorontana, mikoropaka, tsy misaina intsony

Azafady…………


Tsy tokony lalaovinao ny foko
Tsy tokony sanginao ny foko
Satria ve izaho efa voababo ka voatery handefitra ?
Tsy mampaninona satria


Mahatsiaro tena aho idraindray fa tena ratsy fanahy aminao
Azafady, tsy fanahiniako re, tsy sitrapoko re, miala tsiny re, tsy ataoko intsony


Azafady……….


ROLF

Partager azafady

Commenter azafady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ROLF

Suite