4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Haja - Rolf

HAJA






Ianao, anabavy kely miditraditra
Voay ny fonao, idio ny sisa, ny vola tsy hamonjy anao
Izaho, tena gaga tsy mahita tory
Tsy haja tsy henatra, ny paosy mivelatra, tsy misy adimpo
Misainà...


Eny e, mafy toy ny vy ilay miaina
Nefa, mba minoa ny fahaizanao
Raha te hajaina ianao, hajao ny tenanao, ho lasa lavitra




Ny fiainako any lavitra any
Toa mampijaly koa, alavitry ny Tanindrazako
Nefa mino aho, ho tonga ilay fotoana

Ka mba hainoy re, aza kivy fo
Ampiasao ny sainao, ampiasao ny fonao
Mety hoe malemy izany, nefa iza no mafy ?
Ny andevon’ny vola ve, sa ny misaina sy mitia ?



Misaina sy mitia...



ROLF

Partager haja

Commenter haja

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rolf

Suite