4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Giaga - Rolf

GIAGA





Raha sendra mamangy anay ialahy/
Dia tonga ento ilay aponga
Avelao izay manahira/nnna
Tongava, tonga soa
Hi/hetsika hifaly/ mandro/soa ry zandry
Mihomàna handihy sy hilalao,/ izay vao mihomàna ho mandry
Aza avela ho hanin’ny henatra fa samy manao izay ataony ho’ aho
Satria nofinofy ity fiainana ity ho’aho
Mandihizahiza toy ny ambonin’ny rano



Toy ny ambonin’ny rano ho’aaaaaaaaaaaaaho
Lasa! eo a! alefa! Oay! Hmm! Asa! Ki! Io fa mialona e!
Hainy e…
……………..
…………


Aza avela ho hanin’ny henatra fa ataovy izay tianao atao ho’aho
Aleo miara-mandihy toa izay mifamono ho’aho
Ny tsy fitoviana no harenantsika

Partager giaga

Commenter giaga

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rolf

Suite