4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Esory - Antsa an'i Kristy

Ray malala ô, esory, ‘reto alahelo mitambesatra

Ato am-poko ato fa tsy omby, esory fa mila handreraka

Tsy alahelo ihany no mitoetra ao, fa Ianao sy ny fitiavanao

Esory izay rehetra tsy avy taminao Ray ô,

(esorinao  Ray ô,esory ao)Duo



Aiza i Jeso, handio ahy ; aiza i Jeso ô ! hanafaka ahy    Aiza i Jeso hiaro ahy ; aiza i Jeso hampiadana ahy.



Ray malala ô ! omeo, omeo fo madio mangarana

Sy toetra tsara hanaovako ny asanao ;

Ho mendrika tokoa ny Anaranao

Fa raha mamaky koa ny teninao, dia mila fo madio sy vaovao

Mba hananako ny toetra tsara ihany anie (Diovinao Ray ô, diovy koa) Duo



in-2: aiza i Jeso… + musique



Aiza i Jeso hiaro ahy, aiza i Jeso hampiadana ahy.

Na na na na nana oouuu




Partager esory

Commenter esory

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite