4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andramo fa tsara jehovah - Antsa an'i Kristy

Fiderana no asandratro ho anao

Ry tompo Mpanjaka ô!

Noho ny soa rehetra izay azoko

Taminao

Derao, derao ilay mpanjaka soa

Fa izy no Tompo izay lehibe tokoa

Mpanafaka sy mpamindra fo





Refrain:

Tano ka hifikiro

Jesosy no tompo Mpanavotra

Tsy miova Jeso omaly sy anio

Hatramin’izay ka ho mandrakizay

Fa Jeso no mpamafy Soa





Andramo, andramo

Ka izahao fa tsara Jehovah

Sambatra izay rehetra mialoka eo

Aminy

Izy no fahazavana ho anao

Sy famonjena ho amin’ny fiainanao

Hobio, hobio ka ankalazao

Partager andramo fa tsara jehovah

Commenter andramo fa tsara jehovah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite