4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanahy tsara - Antsa an'i Kristy

FANAHY TSARA



Faingana tompo ô ! hampakatra  indray ireo voadinao

Koa aza avela

Jesosy monina ao anatinao



Na mety ny natao nefa tsy ampy vola ianao

Dia tokana, dia tokana ilay fahamarinanao

Na meloka aza ianao, voadon’ny volanao

Vonjeo izahay Jeso fa mitoreo

Vonjeo fa simba izao tontolo izao



Na sarotra ny atao, be ny famapahoriana anao

Tsarovy fa ny tomponao dia tsy handao anao

Na resy aza ianao misento lava izao

Jesosy anie no andry iankinanao

Hidongio Jeso hanafaka anao



Antsa an’i Kristy

Partager fanahy tsara

Commenter fanahy tsara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite