4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maro valala - Antsa an'i Kristy

MARO VALALA



Miangavy anao zanahare

Hitahy anay tsy harare

Miangavy anao zay zanahare

Fa mafy ny mosary

Miamby anao zanahare

Hanafaka ny mijale

Miamby anao zanahare

Fa maro ny mosavy



Maro mare, maro mare

Maro valala manimba hare

Maro ny sampy miaro kere

Tsy leonay io toa raha afo be



Aoum, aoum, aoum, aoum…. ( basse )



Antsa an’i Kristy

Partager maro valala

Commenter maro valala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite