4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana - Antsa an'i Kristy

Fitiavana



Handeha isika hiaraka hihaona sy hanompo ny tompo

Hifaly, hiravo, hifampitantana  hatramin’izay

Haneho fifankatiavana mba ho porofo fa tena iray

Sy mba ho mpianatr’i Jesosy izay

Dia fantatra izao fa ireto telo no mitoetra

Ny finoana sy fanantenana ary fitiavana

Fa fitiavana no lehibe indrindra amin’izany

Ka imasoy hatrany hatrany



Refrain :

Fitiavana, fitiavana

Izany no didy lehibe ho antsika hatramin’izao

Fitiavana, fitiavana

Io no maharava ny ratsy rehetra



Ndao isika handihy sy hifankatia doria, doria

Mba hamalifaly an’i jesosy

Ndao isika handihy sy hifankatia doria, doria

Handeha isika, …



Antsa an’i Kristy

Partager fitiavana

Commenter fitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite