4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zava-boahary - Antsa an'i Kristy

Zava-boahary



Harena nomen-janahary antsika

Dia ny zava-boahary

Misy ireo haza fihinam-boa sy ny voninkazo

Ka kolokoloy tsara, amboarimboary tsara

Ampitomboy tsara ho lovan-jafiafy ê ! (…)



Refrain :

Nefa mahagaga, isika indray no manimba

Fikapana amin’izany, doro-tanety hatrany ê !

Avy amin’izay ny hain-tany ê !

Mampijalijaly ê !



Antsa an’i Kristy

Partager zava-boahary

Commenter zava-boahary

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite