4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sombitsombiny - Mage 4

Ny feoko efa farina
Reraka ny miangavy anao
Fisarahana lalina
Tsy azo sakanana ny anao
Ny masoko valaka
Manganohanom-pitia
Fa tsy te-hisaraka
Miangavy ihany fa mbola tia

Raha tsy ho tana ihany
Iangaviko mba ho rahampitso maraina
Fa ilaiko ianao
Hampangiana ahy

Raha tsy azoko tanana ianao
Dia zory fa tsy olana intsony
Ataoko ahoana moa
Ny hanembona olon-tsy tia
Satria misy mantsy anie
Ny tia fa tsy tiana
Ka mijaly sy mivesatra
Ngidy anaty fihafiana

Partager sombitsombiny

Commenter sombitsombiny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite