4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza afenina - Mage 4

Aza afenina



Nisangy foana izaho sy ianao omaly ,

Toa nanafin-javatra iray ;

Ny sarisariny nipoitra ihany

...Tsy nahasahy izaho sy ianao



Aza afenina

Raha toa ka hitia

Tsy natao ho an’ny ...

Tsy tia ny fitia



Niandry foana izaho sy ianao ,nanjary...

Tsy nahafoy nisaraka

Niharihariy nefa toa tsy sahy

Hibitsika fitiavana



Sangim-pitia no toa...

Nahatonga ho mpinamana



Aza afenina

Raha toa ka hitia

Tsy natao ho an’ny ...

Tsy tia ny fitia…



Aza afenina

Raha toa ka hitia

Tsy natao ho an’ny...

Tsy tia ny hiara-dia…







Mage 4

Partager aza afenina

Commenter aza afenina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite