4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra - Mage 4

Hafatra



Ianao handalo ny tananany any

Hindramiko handainga

Aminy androany

Raha hitanao izy

Ka manontany

Dia aza ataonao

Fantany hoe



Mbola tsy afaka

An-tsaiko eny foana

Ny andro taloha

Niarahanay roa

Mbola tsy misy mihitsy fotoana

Nampamaivana fo

Tsy anembonako azy



Lazao azy kanefa

Fa nionona hono ny fony

Tsy misy tsarony na dia

Ny anaranao



Raha manafatra anao izy

Aza adino

F’izany anie

Mety mba hampionona azy

Tsy maintsy tomany izy

Ka hampangino

Nefa aza ataonao fantany hoe



Mbola tsy afaka …



Mage 4

Partager hafatra

Commenter hafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite