4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiderana - Mage 4

Fiderana

Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy

Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro

Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny  tanan’ny fahavalonao

Asandrato ny feonao,  ianao dia aoka ,omeo voninahitra

Jehovah Ray

Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra



(Misaora Azy)

Fa fitiavana no nanavotany (anao)

Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)

Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)

Oh ,oh oh



Mihainoa ry olony ,miankohofa

Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha

  (Misaora Azy) ........

Dia  mandehana ami’zay ary

Amin’ny lalana ianao

Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo

Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra



(Misaora Azy)...2**

Mihobia ny Tomponao ,mifalia ho Azy

Ilay ANDRIAMANITRA ..



Mage 4 (2004)

Album: Lavitra

Partager fiderana

Commenter fiderana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite