4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiandohana - Mage 4

indro tonga ny andro iray hilazan'ny Ray
mba hisin'ny hazavana @izao tontolo izao
namoronany ny masoandro izay hitondra hafanana
sy handrava ireo maloka nisy hatrizay

ref: 'lay hazavana avy Aminao
no entinay miaina ety
isaoranay
ny Anaranao dera sy laza ho Anao

izay rehetra nohariny izay dia tsara avokoa
manambara fa lafatra tokoa Izy Ray
ny fahasoavany harotsany foana ho antsika rehetra
be fitiavana tokoa izay Mpahary izay

ref

Partager fiandohana

Commenter fiandohana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite