4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza itserana - MAGE 4

tonga teto ianao
nilaza fa nahita ilay fitia
lay nirianao hatrizay ka hatrizao
Mba faly anie aho
f'angamba ho sambatra @zay ianao
f'ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy

Ny alahelo tanatiko tao
nafeniko tsy ho hitanao
noeferiko ilay hany hasambarako

Fa raha sendra
mandalo mamangy any aho
ka maso manganohano no hitanao
raha mijery anao aho tsy sahy
ka tsapanao fa toa mafy izany adimpanahy
aza itserana akory aho
efa sambatra ianao
ampy izay

Niala teto ianao
Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy
Fa tsy ho ahy ianao fa hiova fitia vaovao

Ny alahelo..............

Partager aza itserana

Commenter aza itserana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MAGE 4

Suite