4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho ela - Hery

Tsy tantiko ny hamela anao irery

Tsy tiako anefa dia voatery aho

Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho

Ka’ndeha zory ny anao

Ataovy toy ny hoe

Mbola eo foana aho

Mbola hiverina aho

Tsy ho ela



Tohizo hatrany ny hiranao

Akaro hatrany ny feonao

Hiverina aho hitondra ainga vaovao

Hanamafy indray ilay hirahira fahizay

Ireo kalokalontsika ireo

Tsy hijanona ela any aho f’aza manahy



Hatramin’izay no niaraka nihafy

Nikaroka niezaka hatrany

Ka tsy hisaraka intsony

Ankehitriny aho handeha

Aza miahotra

Fa hoe tsy ho eo intsony aho

Nefa aza manahy

Tsy ho ela aho

Partager tsy ho ela

Commenter tsy ho ela

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hery