4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misokasoka - Hery Raberanto

Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)

Misokatra ho anao ny reviko



Efa ela(2) izay no tsy nahitana anay

Tsy mifanadino aki, sanatria dia sanatria

Miketriketrikao ny revy izay hatao

Ka hampifaly anao ambia hilalao



Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)

Misokatra ho anao ny reviko



Raha te-hirevy ianao dia ny vazoko hirao

Hamalifaly anao sy hahasambatra anao

Na kely na lehibe dia afaka mandre

N’aiza(2) tany aleha dia lasa dega be



Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)

Misokatra ho anao ny reviko




Partager misokasoka

Commenter misokasoka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hery Raberanto